<-
->

2Tt / 2Tan 13:10 But as for us, the Lord is our God, and we have not forsaken him; and the priests, which minister unto the Lord, are the sons of Aaron, and the Levites wait upon their business: Fa ny aminay kosa, dia Jehovah no Andriamanitray ka tsy mba nahafoy Azy izahay; ary ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an' i Jehovah, dia ny taranak' i Arona; ary ny Levita koa manao ny raharahany; Fa ny anay kosa: Iaveh no Andriamanitray, ary tsy mba nahafoy azy izahay, ny taranak' i Aarona no mpisorona manao fanompoana ho an' ny Tompo, ary ny Levita kosa manao ny anjara raharahany. Notre Dieu à nous, c' est Yahvé, et nous ne l' avons pas abandonné : les fils d' Aaron sont prêtres au service de Yahvé et les lévites officient.