<-
->

2Tt / 2Tan 13:13 But Jeroboam caused an ambushment to come about behind them: so they were before Judah, and the ambushment was behind them. Fa nasain' i Jeroboama nanompirana no fandehan' ny otrika mba ho tonga ao aoriany, ka dia izy teo anoloan' ny Joda, ary ny otrika teo ivohony. Nasain' i Jeroboama nandeha nisafelika ireo nanao otrika mba handrosoany avy any aoriana hamely ny fahavalony, ka ny antokony notarihiny moa teo anoloan' i Jodà, ny otrika teo ivohony. Jéroboam fit faire un mouvement tournant à l' embuscade qui atteignit leurs arrières; l' armée était face à Juda, et l' embuscade par-derrière.