<-
->

2Tt / 2Tan 13:15 Then the men of Judah gave a shout: and as the men of Judah shouted, it came to pass, that God smote Jeroboam and all Israel before Abijah and Judah. Dia nihoby ny lehilahy amin' ny Joda; ary raha nihoby izy, Andriamanitra dia namely an' i Jeroboama sy ny Isiraely rehetra teo anoloan' i Abia sy ny Joda. Nanao akora lava fikatrohana ny lehilahy amin' i Jodà ary dieny nanao akora fikatrohana ny lehilahin' i Jodà, Iaveh kosa namely an' i Jeroboama sy Israely rehetra teo anoloan' i Abià sy Jodà. les hommes de Juda poussèrent le cri de guerre, et, tandis qu' ils poussaient ce cri, Dieu frappa Jéroboam et tout Israël devant Abiyya et Juda.