<-
->

2Tt / 2Tan 13:18 Thus the children of Israel were brought under at that time, and the children of Judah prevailed, because they relied upon the Lord God of their fathers. Toy izany no nampietrena ny Zanak' isiraely fahizay; ary ny taranak' i Joda no nahery, satria niankina tamin' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy. Naetry ny zanak' Israely tamin' izany andro izany, ka nihamahery kosa ny taranak' i Jodà, satria niankina tamin' ny Tompo Andriamanitry ny razany izy. En ce temps-là, les Israélites furent humiliés, les fils de Juda raffermis pour s'être appuyés sur Yahvé, Dieu de leurs pères.