<-
->

2Tt / 2Tan 13:9 Have ye not cast out the priests of the Lord, the sons of Aaron, and the Levites, and have made you priests after the manner of the nations of other lands? so that whosoever cometh to consecrate himself with a young bullock and seven rams, the same may be a priest of them that are no gods. Tsy efa noroahinareo va ny mpisoron' i Jehovah, dia ny taranak' i Arona, sy ny levita, ka nanendry mpisorona ho anareo tahaka ny fanaon' ny firenena amin' ny tany hafa ianareo? ka na zovy na zovy mitondra vantotr' ombilahy sy ondrilahy fito hanokanana ny tenany, dia izy no tonga mpisorona amin' ireo tsi-Andriamanitra. Tsy efa narianareo va ny mpisoron' ny Tompo, dia ny taranak' i Aarona sy ny Levita, ary moa tsy nanangam-pisorona ho anareo va hianareo, toy ny firenen' ny tany? Na iza na iza tonga nitondra vantotr' ombalahy iray sy ondralahy fito mba hampanamasina ny tenany dia tonga mpisoron' izay tsy Andriamanitra. N' avez-vous pas expulsé les prêtres de Yahvé, fils d' Aaron, et les lévites, pour vous faire des prêtres comme s' en font les peuples des pays : quiconque vient avec un taureau et sept béliers pour se faire donner l' investiture, peut devenir prêtre de ce qui n' est point Dieu!