<-
->

2Tt / 2Tan 14:12 So the Lord smote the Ethiopians before Asa, and before Judah; and the Ethiopians fled. Ary Asa sy ny vahoaka teo aminy nanenjika azy hatrany Gerara, ka dia nahafatesana be ny Etiopiana ka tsy naharina intsony; fa voaringana teo anoloan' i Jehovah sy ny miaramilany izy, ka nahazoan' ny Joda babo betsaka. Nenjehin' i Asà sy ny vahoaka nomba azy izy hatrany Gerara, ka be loatra ny Etiopiana lavo ka tsy azony nantenaina ny hiarina indray, fa voatorotoro eo anatrehan' ny Tompo sy eo anatrehan' ny tafiny. Babo tsy erany no azon' i Asà sy ny vahoakany. et Asa les poursuivit avec son armée jusqu'à Gérar. Il tomba tant de Kushites qu' ils ne purent subsister, car ils s'étaient brisés devant Yahvé et son camp. On ramassa une grande quantité de butin,