<-
->

2Tt / 2Tan 14:6 And he built fenced cities in Judah: for the land had rest, and he had no war in those years; because the Lord had given him rest. Dia hoy izy tamin' ny Joda: Andeha hamboarintsika ireto tanana ireto ka hasiantsika manda manodidina sy tilikambo ary vavahady mihidy, raha mbola azontsika zakaina ny tany; fa efa nitady an' i Jehovah Andriamanitsika isika; eny, nitady Azy isika, ka nanome antsika fiadanana amin' ny manodidina Izy. Ary dia namboariny avokoa izany ka tontosa tsara. Izao no nolazainy tamin' i Jodà: Andeha haorintsika ireo tanàna ireo, hasiantsika manda manodidina, tilikambo, vavahady ary hidiny, fa mbola tsy voahidy ny tany anatrehantsika, fa efa nitady an' ny Tompo Andriamanitsika isika; nitady azy isika, ka nomeny fiadanana isika amin' ny manodidina rehetra. Dia nanorina izy ireo ka nahefa. " Restaurons ces villes, dit-il à Juda, entourons-les d' un mur, de tours, de portes et de barres; le pays est encore à notre disposition car nous avons cherché Yahvé, notre Dieu; aussi nous a-t-il recherchés et nous a-t-il donné la tranquillité sur toutes nos frontières. " Ils restaurèrent et prospérèrent.