<-
->

2Tt / 2Tan 15:15 And all Judah rejoiced at the oath: for they had sworn with all their heart, and sought him with their whole desire; and he was found of them: and the Lord gave them rest round about. Ary ny Joda rehetra nifaly noho ny fianianana, fa efa nianiana tamin' ny fony rehetra izy sady nazoto nitady an' i Jehovah indrindra, ka dia nahita Azy; ary Jehovah dia nanome azy fiadanana tamin' ny manodidina fahizay. Nahafaly an' i Jodà rehetra erý izany fianianana izany, satria nianiana tamin' ny fony rehetra izy ireo, ary nitady an' ny Tompo an-tsitra-po tokoa, ka nety ho hitany izy, ary nomen' ny Tompo fiadanana tamin' ny manodidina rehetra izy. tous les Judéens furent joyeux de ce serment qu' ils avaient prêté de tout leur coeur. C' est de plein gré qu' ils cherchèrent Yahvé. Aussi se laissa-t-il trouver par eux et leur donna-t-il la tranquillité sur toutes leurs frontières.