<-
->

2Tt / 2Tan 15:8 And when Asa heard these words, and the prophecy of Oded the prophet, he took courage, and put away the abominable idols out of all the land of Judah and Benjamin, and out of the cities which he had taken from mount Ephraim, and renewed the altar of the Lord, that was before the porch of the Lord. Ary raha ren' i Asa izany teny izany sy ny faminanian' i Odeda mpaminany, dia niezaka izy ka nanaisotra ny sampy fahavetavetana tamin' ny tanin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra ary tamin' ny tanàna izay azony tany amin' ny tany havoan' i Efraima, sady nanavao ny alitaran' i Jehovah izay teo anoloan' ny lavarangana fidirana amin' ny tranon' i Jehovah. mpaminany, dia niezaka izy ka nanaisotra ny sampy fahavetavetana tamin' ny tanin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra ary tamin' ny tanàna izay azony tany amin' ny tany havoan' i Efraima, sady nanavao ny alitaran' i Jehovah izay teo anoloan' ny lavarangana fidirana amin' ny tranon' i Jehovah. Nony nandre izany teny izany, dia ny faminanian' i Obeda mpaminany, Asà, dia nihenjana, ka nesoriny avokoa ny fahavetavetana rehetra tamin' ny tanin' i Jodà sy Benjamina ary ny tanàna azony tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima, sady nohavaoziny ny otelin' ny Tompo teo anoloan' ny alo-baravaran' ny Tompo. Quand Asa entendit ces paroles et cette prophétie, il se décida à faire disparaître les horribles idoles de tout le pays de Juda et de Benjamin et des villes qu' il avait conquises dans la montagne d'Éphraïm, puis il remit en état l' autel de Yahvé qui se trouvait devant le Vestibule de Yahvé.