<-
->

2Tt / 2Tan 16:5 And it came to pass, when Baasha heard it, that he left off building of Ramah, and let his work cease. Ary nony ren' i Basa izany, dia nitsahatra tsy nanamboatra an' i Rama intsony izy, fa natsahany ny asany. Nony nandre izany Baasà dia natsahany ny fanorenana an' i Ramà, ary najanony ny asany. Quand Basha l' apprit, il arrêta les travaux de Rama et fit cesser l' ouvrage.