<-
->

2Tt / 2Tan 17:14 And these are the numbers of them according to the house of their fathers: Of Judah, the captains of thousands; Adnah the chief, and with him mighty men of valour three hundred thousand. Ary izao no nandaminana azy araka ny fianakaviany avy: Ny mpifehy arivo tamin' ny Joda dia Adna komandy, ary ny fehiny dia lehilahy mahery telo hetsy; Toy izao no nanisana azy ireo, araka ny fianakaviany avy: Ny tamin' i Jodà dia ireto no tompon' arivo: Adnà, mpifehy, sy lehilahy mahery telo hetsy, niaraka taminy; En voici la répartition par familles : Pour Juda : officiers de milliers : Adna l' officier, avec 300 milliers de vaillants preux;