<-
->

2Tt / 2Tan 18:2 And after certain years he went down to Ahab to Samaria. And Ahab killed sheep and oxen for him in abundance, and for the people that he had with him, and persuaded him to go up with him to Ramothgilead. Koa nony ela dia nidina nankany amin' i Ahaba tany Samaria izy. Ary Ahaba namono ondry aman' osy sy omby betsaka ho azy sy ho an' ny olona nanaraka azy, dia nitaona azy hiakatra ho any Ramota-gileada. Nony afaka taona vitsivitsy, nidina nankany amin' i Akaba tany Samaria izy, ary Akaba namono ondry sy omby sesehena ho azy sy ny vahoaka nanaraka azy, sy nitaona azy hiakatra ho any Ramota any Galaada. Au bout de quelques années, il vint visiter Achab à Samarie. Achab immola quantité de moutons et de boeufs pour lui et sa suite afin de l' inciter à attaquer Ramot de Galaad.