<-
->

2Tt / 2Tan 18:28 So the king of Israel and Jehoshaphat the king of Judah went up to Ramothgilead. Dia niatatra nankany Ramota-gileada ny mpanjakan' ny Isiraely sy Josafata, mpanjakan' ny Joda. Dia niakatra nankany Ramota any Galaada ny mpanjakan' Israely sy Josafata mpanjakan' i Jodà. Le roi d' Israël et Josaphat, roi de Juda, marchèrent contre Ramot de Galaad.