<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 18:3 | And |
Ary hoy Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, tamin' i Josafata, mpanjakan' ny Joda: Mba hiaraka amiko ho any Ramota-gileada va ianao? Dia hoy izy taminy: Eny fa tahaka ny tenanao ihany aho, ka ny oloko dia olonao; koa hiaraka aminao ho any an-tafika izahay. | Izao no nolazain' i Akaba mpanjakan' Israely, tamin' i Josafata, mpanjakan' i Jodà: Mba hiaraka amiko ho any Ramota any Galaada va hianao? Ka hoy ny navalin' i Josafata taminy: Hihatra amiko ny hihatra aminao, ary hanjo ny vahoakako ny hanjo ny vahoakanao, ka hiaraka aminao hanafika azy izahay. |