<-
->

2Tt / 2Tan 20:18 And Jehoshaphat bowed his head with his face to the ground: and all Judah and the inhabitants of Jerusalem fell before the Lord, worshipping the Lord. Dia niankohoka tamin' ny tany Josafata; ary ny Joda sy ny mponina rehetra tany Jerosalema niankohoka teo anatrehan' i Jehovah koa ka nivavaka. Dia niankohoka tamin' ny tany Josafata, niankohoka teo anatrehan' ny Tompo koa Jodà rehetra sy ny mponina ao Jerosalema mba hivavaka amin' ny Tompo. Josaphat s' inclina, la face contre terre, tous les Judéens et les habitants de Jérusalem se prosternèrent devant Yahvé pour l' adorer.