<-
->

2Tt / 2Tan 20:3 And Jehoshaphat feared, and set himself to seek the Lord, and proclaimed a fast throughout all Judah. Dia natahotra Josafata ka nanatrika tsara hitady an' i Jehovah sady niantso andro fifadian-kanina ho an' ny tanin' ny Joda rehetra. Raiki-tahotra Josafata ka dia hangata-bonjy amin' ny Tompo no nahatapahan' ny heviny, ary nanendry andro fifadian-kanina hataon' i Jodà rehetra izy. Josaphat prit peur et se tourna vers Yahvé. Il s' adressa à lui et proclama un jeûne pour tout Juda.