<-
->

2Tt / 2Tan 20:31 And Jehoshaphat reigned over Judah: he was thirty and five years old when he began to reign, and he reigned twenty and five years in Jerusalem. And his mother' s name was Azubah the daughter of Shilhi. Ary Josafata nanjaka tamin' ny Joda; dimy amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin' i Sily. Tonga mpanjaka tamin' i Jodà Josafata. Dimy amby telopolo taona izy fony vao nanjaka, ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Azoba zanakavavin' i Selahi no anaran-dreniny. Josaphat régna sur Juda; il avait trente-cinq ans à son avènement et il régna vingt-cinq ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Azuba, fille de Shilhi.