<-
->

2Tt / 2Tan 21:10 So the Edomites revolted from under the hand of Judah unto this day. The same time also did Libnah revolt from under his hand; because he had forsaken the Lord God of his fathers. Nefa ny Edomita mbola niodina ka tsy nanoa ny Joda ihany ambaraka androany. Ary tamin' izany andro izany Libna koa niodina tsy nety nanoa an' i Jehorama, satria efa nahafoy an' i Jehovah, Andriamanitra ny razany, izy. Nitsoaka tamin' ny fanapahan' i Jodà anefa Edoma mandrak' androany. Lobnà koa nitsoaka tamin' ny fanapahany, tamin' izany fotoana izany ihany, noho izy efa nahafoy an' ny Tompo Andriamanitry ny razany. Ainsi Édom s' affranchit de la domination de Juda, jusqu'à ce jour. C' est aussi l'époque où Libna s' affranchit de sa domination. Il avait en effet abandonné Yahvé, le Dieu de ses pères.