<-
->

2Tt / 2Tan 21:17 And they came up into Judah, and brake into it, and carried away all the substance that was found in the king' s house, and his sons also, and his wives; so that there was never a son left him, save Jehoahaz, the youngest of his sons. ary niakatra tany Joda ireo ka nisesika tao, dia nobaboiny ny fananana rehetra izay an' ny ankohonan' ny mpanjaka mbamin' ny zanany sy ny vadiny koa, ka tsy nisy zanany intsony, afa-tsy Joahaza faralahiny ihany. Ka niakatra tany Jodà ireo dia niely tany, namabo ny harena rehetra tao an-tranon' ny mpanjaka, hatramin' ireo zanany, mbamin' ireo vadiny, hany ka tsy nisy tafajanona ho azy intsony ny zanany, afa-tsy Joakaza ilay zandriny indrindra tamin' ireo zanany. Ils attaquèrent Juda, y pénétrèrent, et razzièrent tous les biens qui se trouvaient appartenir à la maison du roi, et même ses fils et ses femmes, et il ne lui resta plus d' autre fils qu' Ochozias, le plus petit d' entre eux.