<-
->

2Tt / 2Tan 21:2 And he had brethren the sons of Jehoshaphat, Azariah, and Jehiel, and Zechariah, and Azariah, and Michael, and Shephatiah: all these were the sons of Jehoshaphat king of Israel. Ary nanan-drahalahy, zanak' i Josafata, koa izy, dia Azaria sy Jehiela sy Zakaria sy Azaria sy Mikaela ary Sefatia; ireo rehetra ireo no zanak' i Josafata, mpanjakan' ny Isiraely. Nanan-drahalahy zanak' i Josafata koa Jorama, dia Azariasa, Jahiela, Zakariasa, Azariasa, Mikaela, ary Safatiasa; zanak' i Josafata mpanjakan' i Jodà avokoa ireo. Joram avait des frères, fils de Josaphat : Azarya, Yehiel, Zekaryahu, Azaryahu, Mikaèl et Shephatyahu; ce sont là tous les fils de Josaphat, roi d' Israël.