<-
->

2Tt / 2Tan 21:3 And their father gave them great gifts of silver, and of gold, and of precious things, with fenced cities in Judah: but the kingdom gave he to Jehoram; because he was the firstborn. Ary nomen-drainy harena betsaka ireo, dia volafotsy sy volamena ary zava-tsoa mbamin' ny tanàna sasany mimanda tany Joda; fa ny fanjakana kosa dia nomeny an' i Jehorama, satria izy no lahimatoa. Samy nomen-drainy tolo-bohitra betsaka izy ireo, dia volamena, volafotsy, zavatra sarobidy, mbamin' ny tanàna mimanda amin' i Jodà; fa ny fanjakana kosa napetrany amin' i Jorama, fa izy no lahimatoa. Leur père leur avait fait de multiples dons en argent, en or, en joyaux et en villes fortifiées de Juda, mais il avait laissé la royauté à Joram, car c'était l' aîné.