<-
->

2Tt / 2Tan 21:5 Jehoram was thirty and two years old when he began to reign, and he reigned eight years in Jerusalem. Roa amby telo-polo taona Jehorama, fony izy vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. Roa amby telopolo taona Jorama fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tao Jerosalema. Joram avait trente-deux ans à son avènement et il régna huit ans à Jérusalem.