<-
->

2Tt / 2Tan 22:2 Forty and two years old was Ahaziah when he began to reign, and he reigned one year in Jerusalem. His mother' s name also was Athaliah the daughter of Omri. Roa amby efa-polo taona Ahazia, fony izy vao nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Atalia, zanak' i Omry. Roa amby efapolo taona izy, fony vao nanjaka; ary herin-taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Atalia zanak' i Amri. Il avait quarante-deux ans à son avènement et il régna un an à Jérusalem. Le nom de sa mère était Athalie, fille de Omri.