<-
->

2Tt / 2Tan 22:9 And he sought Ahaziah: and they caught him, (for he was hid in Samaria,) and brought him to Jehu: and when they had slain him, they buried him: Because, said they, he is the son of Jehoshaphat, who sought the Lord with all his heart. So the house of Ahaziah had no power to keep still the kingdom. Ary nitady an' i Ahazia koa izy; koa nisy nahita azy, raha mbola niery tany Samaria izy, dia nitondra azy ho any amin' i Jeho, ary namono azy ny olona ka nandevina azy; fa hoy ireo: Zanak' i Josafata, ilay nitady an' i Jehovah tamin' ny fony rehetra, ity. Ka dia tsy nahatana ny fanjakana ny terak' i Ahazia. Notadiaviny Okoziasa ary nisy nisambotra azy tany Samaria izay niereny, dia nitondra azy ho eo amin' i Jehò, ka novonoiny izy. Rahefa izany dia nalevina izy, fa hoy izy ireo: Zanak' i Josafata izay nitady an' ny Tompo tamin' ny fony rehetra izy. Dia tsy nisy olona azo nampanjakaina intsony, tamin' ny terak' i Okoziasa. puis se mit à la recherche d' Ochozias. On se saisit de lui tandis qu' il essayait de se cacher dans Samarie et on l' amena à Jéhu, qui l' exécuta. Mais on l' ensevelit parce qu' on disait : " C' est le fils de Josaphat qui recherchait Yahvé de tout son coeur. " Il n' y avait personne dans la maison d' Ochozias qui fût en mesure de régner.