<-
->

2Tt / 2Tan 23:12 Now when Athaliah heard the noise of the people running and praising the king, she came to the people into the house of the Lord: Ary nony ren' i Atalia ny tabataban' ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka, dia mba nankao amin' ny vahoaka tao an-tranon' i Jehovah koa izy. Nony ren' i Atalia ny fihahohahon' ny vahoaka nidodododo sy nihoby ny mpanjaka dia mba nankao amin' ny vahoaka tao an-tranon' ny Tompo izy. Entendant les cris du peuple qui se précipitait vers le roi et l' acclamait, Athalie se rendit auprès du peuple au Temple de Yahvé.