<-
->

2Tt / 2Tan 23:13 And she looked, and, behold, the king stood at his pillar at the entering in, and the princes and the trumpets by the king: and all the people of the land rejoiced, and sounded with trumpets, also the singers with instruments of musick, and such as taught to sing praise. Then Athaliah rent her clothes, and said, Treason, Treason. Ary hitany fa, indro, ny mpanjaka nitsangana teo amin' ny fitoeran' andriana teo amin' ny fidirana, ary ny mpanapaka sy ny mpitsoka ny trompetra dia teo anilan' ny mpanjaka; ary ny vahoaka rehetra dia nifaly sady nitsoka ny trompetra ary ny mpihira amin' ny zava-maneno isan-karazany no nitarika ny hira fiderana. Dia nandriatra ny fitafiany Atalia ka niantso hoe: Fikomiana! fikomiana! Nijery izy ka inty ny mpanjaka nitsangana teo amin' ny lampihazo eo amin' ny fidirana; ny lehibe amam-pitsoka trompetra nanotrona ny mpanjaka, ary ny vahoaka rehetra amin' ny tany revon-kafaliana; ny trompetra notsofiny; ary ny mpihira an-java-maneno nanoro hevitra momba ny hira fiderana. Nandriatra ny fitafiany Atalia ka niantso hoe: Fikomiana! Fikomiana! Quand elle vit le roi debout sur l' estrade, à l' entrée, les chefs et les trompettes auprès du roi, tout le peuple du pays exultant de joie et sonnant de la trompette, les chantres avec les instruments de musique dirigeant le chant des hymnes, Athalie déchira ses vêtements et s'écria : " Trahison! Trahison! "