<-
->

2Tt / 2Tan 23:21 And all the people of the land rejoiced: and the city was quiet, after that they had slain Athaliah with the sword. Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fahizay ny tanana, fa Atalia efa novonoiny tamin' ny sabatra. Nifaly ny vahoaka rehetra amin' ny tany ary nandry fahizay ny tanàna. Fa Atalia novonoina tamin' ny sabatra. Tout le peuple du pays était en joie, mais la ville ne bougea pas. Quant à Athalie, on la fit périr par l'épée.