<-
->

2Tt / 2Tan 23:8 So the Levites and all Judah did according to all things that Jehoiada the priest had commanded, and took every man his men that were to come in on the sabbath, with them that were to go out on the sabbath: for Jehoiada the priest dismissed not the courses. Ary ny Levita sy ny Joda rehetra dia nanao araka izay rehetra nandidian' i Joiada mpisorona azy, ka samy nitondra ny olom-peheziny izay nilatsaka tamin' ny Sabata sy izay niala tamin' ny Sabata izy; fa Joiada mpisorona tsy nandrava ny antokony. Notanterahin' ny Levita sy Jodà rehetra avokoa izay nandidian' i Joiadà mpisorona. Samy naka ny olom-peheziny avy izy, na ireo miditra hanao ny fanompoana, amin' ny andro sabata, na ireo niala, fa tsy nasian' i Joiadà avaka ny antokony rehetra. Les lévites et tous les Judéens exécutèrent tout ce que leur avait ordonné le prêtre Yehoyada. Ils prirent chacun leurs hommes, ceux qui commençaient la semaine et ceux qui la terminaient, le prêtre Yehoyada n' ayant exempté aucune des classes.