<-
->

2Tt / 2Tan 24:1 Joash was seven years old when he began to reign, and he reigned forty years in Jerusalem. His mother' s name also was Zibiah of Beersheba. Fito taona no niainan' i Joasy, fony izy vao nanjaka, efa efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba. Efa fito taona Joasa fony vao nanjaka, ary efapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Sebià avy any Bersabea. Joas avait sept ans à son avènement et il régna quarante ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Çibya, elle était de Bersabée.