<-
->

2Tt / 2Tan 24:18 And they left the house of the Lord God of their fathers, and served groves and idols: and wrath came upon Judah and Jerusalem for this their trespass. Ary nandao ny tranon' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ireo ka nanompo ny Aseraha sy ny sampy dia nisy fahatezerana nihatra tamin' ny Joda sy Jerosalema noho ny fahadisoany. dia nandao ny tranon' ny Tompo Andriamanitry ny razany izy ireo, ary ny aserah mbamin' ny sampy no nomeny voninahitra. Tratry ny fahatezeran' ny Tompo anefa Jodà sy Jerosalema noho izany fivadihana izany. Les Judéens abandonnèrent le Temple de Yahvé, Dieu de leurs pères, pour rendre un culte aux pieux sacrés et aux idoles. A cause de cette faute, la colère de Dieu s' abattit sur Juda et sur Jérusalem.