<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 25:10 | Then |
Dia navahan' i Amazia ireo miaramila tonga tao aminy avy tamin' ny Efraima ireo mba hody indray; ary nirehitra mafy ny fahatezeran' ireo tamin' ny Joda, dia lasa nody izy sady tezitra indrindra. | Dia navahan' i Amasiasa ny miaramila avy tany amin' i Efraima hankanesany any amin' ny taniny. Nirehitra mafy tamin' i Jodà anefa ny fahatezeran' ireo olona ireo, ka nandeha nody tamin' ny taniny tamin-katezerana mirehitra. |