<-
->

2Tt / 2Tan 25:12 And other ten thousand left alive did the children of Judah carry away captive, and brought them unto the top of the rock, and cast them down from the top of the rock, that they all were broken in pieces. Ary ny iray alina sisa nataon' ny taranak' i Joda sambo-belona, dia nentiny teo an-tampon' ny hantsam-bato ary navariny teo, ka montsamontsana izy rehetra. Nahazo sambo-belona iray alina ny taranak' i Jodà, ka nentiny nankany an-tampon' ny vatolampy anankiray, navariny teo, dia montsamontsana avokoa. Les Judéens emmenèrent vivants dix mille captifs qu' ils conduisirent au sommet de la Roche, d' où ils les précipitèrent; tous s'écrasèrent.