<-
->

2Tt / 2Tan 25:13 But the soldiers of the army which Amaziah sent back, that they should not go with him to battle, fell upon the cities of Judah, from Samaria even unto Bethhoron, and smote three thousand of them, and took much spoil. Fa ireo miaramila izay nampodin' i Amazia tsy hiara-manafika aminy dia nihahakahaka teny an-tanànan' ny Joda hatrany Samaria ka hatrany Beti-horona ka nahafaty olona telo arivo tany sady nahazo babo betsaka. Tamin' izay kosa ireo miaramila nalefan' i Amasiasa tsy hiara-manafika aminy, dia niantoraka tamin' ireo tanànan' i Jodà, hatrany Samaria ka hatrany Betorona, ka nahafaty olona telo arivo ary namabo zavatra betsaka. Quant à la troupe qu' avait congédiée Amasias au lieu de l' emmener combattre avec lui, elle envahit les villes de Juda, de Samarie à Bet-Horôn, battit une troupe de trois milliers et fit un grand pillage.