<-
->

2Tt / 2Tan 25:27 Now after the time that Amaziah did turn away from following the Lord they made a conspiracy against him in Jerusalem; and he fled to Lachish: but they sent to Lachish after him, and slew him there. Ary hatramin' ny andro nihemoran' i Amazia tsy nanaraka an' i Jehovah dia niodina taminy tany Jerosalema ny olona, ka dia nandositra nankany Lakisy izy; fa naniraka nanaraka azy tany ny olona ka namono azy tany. Taorian' ny nihatahan' i Amasiasa tamin' ny Tompo dia nisy firaisan-tetika hamely azy niforona tao Jerosalema, ka nandositra nankany Lakisa izy, fa nisy olona nirahina hanenjika azy tany Lakisa, ka novonoiny tany izy. Après l'époque où Amasias se détourna de Yahvé, on trama contre lui un complot à Jérusalem; il s' enfuit vers Lakish, mais on le fit poursuivre à Lakish et mettre à mort là-bas.