<-
->

2Tt / 2Tan 25:5 Moreover Amaziah gathered Judah together, and made them captains over thousands, and captains over hundreds, according to the houses of their fathers, throughout all Judah and Benjamin: and he numbered them from twenty years old and above, and found them three hundred thousand choice men, able to go forth to war, that could handle spear and shield. Ary novorin' i Amazia ny Joda, ka nalahany araka ny fianakaviany avy, dia araka ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato avy amin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra: dia nisainy ny hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra, ka olona telo hetsy voafantina no hitany, izay azo nalefa hanafika sady nahatan-defona sy ampinga lehibe. Novorian' i Amasiasa ny lehilahy amin' i Jodà dia samy nalaminy ara-pokom-pianakaviana avokoa, ny tompon' arivo aman-tompon-jato amin' i Jodà sy Benjamina rehetra, ary nisainy ny hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, ka telo hetsy no lehilahy voafantina hitany, samy azo alefa hiady sy mahatan-defona aman' ampinga. Amasias réunit les Judéens et les constitua en familles avec officiers de milliers et de centaines pour tout Juda et Benjamin. Il recensa ceux qui avaient vingt ans et plus et il en trouva trois cent mille, hommes d'élite aptes à faire campagne, la lance et le bouclier au poing.