<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 25:7 | But there came a man of |
Nefa nisy lehilahin' Andriamanitra tonga tao aminy ka nanao hoe: Ry mpanjaka, aza avela hanaraka anao ny miaramilan' ny Isiraely; fa tsy omban' i Jehovah ny Isiraely, dia ny taranak' i Efraima rehetra. | Kanjo tonga tao aminy ity olon' Andriamanitra anankiray, ka nanao hoe: Ry mpanjaka ô, aza misy foloalindahin' Israely hiara-mandeha aminao, fa tsy omban' ny Tompo Israely sy ny taranak' i Efraima rehetra. | Un homme de |