<-
->

2Tt / 2Tan 26:14 And Uzziah prepared for them throughout all the host shields, and spears, and helmets, and habergeons, and bows, and slings to cast stones. Ary Ozia namboatra ampinga sy lefona sy fiarovan-doha sy akanjo fiarovan-tratra sy tsipìka ary vaton' antsamotady ho an' ireo miaramila rehetra ireo. Izany miaramila rehetra izany, dia samy nahavononan' i Oziasa ampinga, lefona, satroka fiarovan-doha, akanjo fiarovan-tratra, tsipìka, ary antsamotady fandefasam-bato. A chaque campagne Ozias leur distribuait boucliers, lances, casques, cuirasses, arcs et pierres de fronde.