<-
->

2Tt / 2Tan 26:19 Then Uzziah was wroth, and had a censer in his hand to burn incense: and while he was wroth with the priests, the leprosy even rose up in his forehead before the priests in the house of the Lord, from beside the incense altar. Dia nisafoaka Ozia, ary nisy lovia teny an-tànany handoroany ditin-kazo manitra; koa raha mbola nisafoaka tamin' ny mpisorona izy, dia nisy habokana nipoitra tamin' ny handriny teo anatrehan' ny mpisorona tao an-tranon' i Jehovah, tanilan' ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra. Oziasa amin' izany, nitana fanembohana tany an-tànany mba hanolotra zava-manitra, ka nisafoaky ny hatezerana, ka nony nitezitra ny mpisorona teo izy, dia indro teo amin' ny handriny nisy habokàna mipoitra, teo anatrehan' ny mpisorona, tao an-tranon' ny Tompo, teo anoloan' ny otely fandoroan-java-manitra. Ozias, tenant dans ses mains l' encensoir à parfum, s' emporta. Mais alors qu' il s' emportait contre les prêtres, la lèpre bourgeonna sur son front, en présence des prêtres, dans le Temple de Yahvé, près de l' autel des parfums!