<-
->

2Tt / 2Tan 26:21 And Uzziah the king was a leper unto the day of his death, and dwelt in a several house, being a leper; for he was cut off from the house of the Lord: and Jotham his son was over the king' s house, judging the people of the land. Ary Ozia mpanjaka dia boka ambara-pahafatiny ka nitoetra tao an-trano mitokana, satria tsy nahazo niditra tao an-tranon' i Jehovah intsony izy. Ka dia Jotama zanany no nanapaka tao an-dapa sady nitsara ny vahoaka. Dia boka hatramin' ny andro nahafatesany Oziasa mpanjaka, ka nitoetra tao an-trano manirery, amin' ny mahaboka azy, fa nesorina tao an-tranon' ny Tompo. Joatama zanany no nanapaka tao an-tranon' ny mpanjaka sy nitsara ny vahoaka tamin' ny tany. Le roi Ozias fut affligé de la lèpre jusqu' au jour de sa mort. Il demeura confiné à la chambre, lépreux, vraiment exclu du Temple de Yahvé. Son fils Yotam était maître du palais et administrait le peuple du pays.