<-
->

2Tt / 2Tan 26:23 So Uzziah slept with his fathers, and they buried him with his fathers in the field of the burial which belonged to the kings; for they said, He is a leper: and Jotham his son reigned in his stead. Ary Ozia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-tsaha fandevenana izay an' ny mpanjaka, satria hoy ny olona: Boka izy. Ary Jotama zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry tamin' ny razany Oziasa, tany amin' ny saha fandevenana ny mpanjaka; satria boka izy, hoy ny olona. Joatama zanany no nanjaka nandimby azy. Puis Ozias se coucha avec ses pères et on l' enterra avec eux dans le terrain des sépultures royales, car on disait : " C' est un lépreux. " Son fils Yotam devint roi à sa place.