<-
->

2Tt / 2Tan 26:3 Sixteen years old was Uzziah when he began to reign, and he reigned fifty and two years in Jerusalem. His mother' s name also was Jecoliah of Jerusalem. Enina ambin' ny folo taona Ozia, fony izy vao nanjaka, ary roa amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jekolia, avy any Jerosalema. Enina ambin' ny folo taona Oziasa fony vao nanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekelià, avy ao Jerosalema. Ozias avait seize ans à son avènement et il régna cinquante-deux ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Yekolyahu et était de Jérusalem.