<-
->

2Tt / 2Tan 26:7 And God helped him against the Philistines, and against the Arabians that dwelt in Gurbaal, and the Mehunims. Ary Andriamanitra nanampy azy hamely ny Filistina sy ny Arabo izay nonina tao Gorabala ary ny Meonita. Nampian' Andriamanitra izy hamely ny Filistina sy ny Arabo nonina tany Gora-Baala, ary ny Maonita. Dieu l' aida contre les Philistins, les Arabes, les habitants de Gur-Baal et les Méûnites.