<-
->

2Tt / 2Tan 27:2 And he did that which was right in the sight of the Lord, according to all that his father Uzziah did: howbeit he entered not into the temple of the Lord. And the people did yet corruptly. Ary nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah izy, tahaka izay nataon' i Ozia rainy; nefa kosa tsy mba niditra tao amin' ny tempolin' i Jehovah izy. Ary ny vahoaka rehetra mbola nanao ratsy ihany. Nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo, araka izay rehetra nataon' i Oziasa rainy izy, fa tsy mba niditra tao an-tempolin' ny Tompo; ny vahoaka kosa mbola niharatsy ihany. Il fit ce qui est agréable à Yahvé, imitant en tout la conduite de son père Ozias. Seulement il n' entra pas dans le sanctuaire de Yahvé. Mais le peuple continua à se perdre.