<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 28:18 | The |
Ary ny Filistina koa nanafika ny tanàna eny amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka sy eny amin' ny tany atsimo momba an' i Joda, dia nahafaka an' i Beti-semesy sy Aialona sy Gederota sy Soko mbamin' ny zana-bohiny ary Timna sy ny zana-bohiny ary Gimzo koa sy ny zana-bohiny; ary nonina tao izy. | Ny Filistina niely teny amin' ny tanàna eny amin' ny Sefela sy ny Negeban' i Jodà; azony avokoa Betsamesa, Aialòna, Gaderota, Sokao sy ny tanàna momba azy, Tamnà sy ny tanàna momba azy, Gamzao sy ny tanàna momba azy, dia nonenany. | Les |