<-
->

2Tt / 2Tan 28:23 For he sacrificed unto the gods of Damascus, which smote him: and he said, Because the gods of the kings of Syria help them, therefore will I sacrifice to them, that they may help me. But they were the ruin of him, and of all Israel. Ary namono zavatra hatao fanatitra ho an' ireo andriamanitr' i Damaskosy, izay namely azy, izy ka nanao hoe: Ireo andriamanitry ny mpanjakan' i Asyria, izay nanampy azy, no hamonoako zavatra hatao fanatitra mba hanampiany ahy. Kanjo tonga fandravana azy sy ny Isiraely rehetra ireo. fa nanao sorona tamin' ny andriamanitr' i Damasa izay namely azy izy, ka nanao hoe: Ny andriamanitr' ireo mpanjakan' i Siria no mamonjy azy ireo, koa hotolorako sorona dia hamonjy ahy. Kanjo ireo no tonga fandravana azy sy Israely rehetra, en offrant des sacrifices aux dieux de Damas dont il était la victime : " Puisque les dieux des rois d' Aram leur prêtent main-forte, disait-il, je leur sacrifierai pour qu' ils m' aident. " Mais ce furent eux qui causèrent sa chute, et celle de tout Israël.