<-
->

2Tt / 2Tan 28:3 Moreover he burnt incense in the valley of the son of Hinnom, and burnt his children in the fire, after the abominations of the heathen whom the Lord had cast out before the children of Israel. Ary nandoro ditin-kazo manitra tao amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma koa izy, ary ny zanany dia nodorany tamin' ny afo, araka ny fahavetavetan' ny jentilisa izay noroahin' i Jehovah tsy ho eo anoloan' ny Zanak' isiraely. Nandoro zava-manitra teo an-dohasahan' i Bena-Hinoma izy, ary nampamakiny ny afo ny zanany, araka ny fahavetavetana fanaon' ireo firenena noroahin' ny Tompo teo anoloan' ny zanak' Israely. il fit fumer des offrandes dans le val des fils de Hinnom et fit passer ses fils par le feu, selon les coutumes abominables des nations que Yahvé avait chassées devant les Israélites.