<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 28:6 | For |
Fa Peka, zanak' i Remalia, nahafaty olona roa alina sy iray hetsy indray andro tamin' ny Joda, dia lehilahy mahery avokoa, noho ny nahafoizan' ireny an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany. | Indray andro monja dia nisy roa alina sy iray hetsy, samy lehilahy mahery avokoa, no matin' i Fasea zana-dRomeliasa, tamin' i Jodà, satria izy ireo nahafoy an' ny Tompo Andriamanitry ny razany. |