<-
->

2Tt / 2Tan 28:8 And the children of Israel carried away captive of their brethren two hundred thousand, women, sons, and daughters, and took also away much spoil from them, and brought the spoil to Samaria. Ary ny Zanak' isiraely nahazo sambo-belona roa hetsy tamin' ireo havany, dia vehivavy sy zazalahy sy zazavavy, ary nahazo babo betsaka taminy koa izy, dia nentiny tany Samaria ireny. Nisy roa hetsy ny vehivavy sy zazalahy aman-jazavavy azon' ny zanak' Israely sambo-belona tamin' ireo rahalahiny, sady be dia be koa ny babo nalainy tamin' ireo, ary ny babo nentiny nankany Samaria. Les Israélites firent à leurs frères deux cent mille prisonniers, femmes, fils et filles; ils razzièrent de plus un important butin et emmenèrent le tout à Samarie.