<-
->

2Tt / 2Tan 28:9 But a prophet of the Lord was there, whose name was Oded: and he went out before the host that came to Samaria, and said unto them, Behold, because the Lord God of your fathers was wroth with Judah, he hath delivered them into your hand, and ye have slain them in a rage that reacheth up unto heaven. Ary nisy mpaminanin' i Jehovah tao, Odeda no anarany, izay nivoaka hitsena ny miaramila, raha nankany Samaria, izy ka nanao taminy hoe: He! ny nahatezeran' i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, tamin' ny Joda no nanolorany azy ho eo an-tananareo, dia novonoinareo ireny tamin' ny fahatezerana manakatra ny lanitra. Nisy mpaminanin' ny Tompo kosa tao atao hoe Odeda; dia nivoaka izy hitsena ny miaramila sady nankany Samaria, ka nanao taminy hoe: Noho ny hatezeran' ny Tompo Andriamanitry ny razanareo tamin' i Jodà no nanolorany azy ho eo an-tànanareo, ka efa namono azy tamin-karomontana manakatra ny lanitra hianareo. Il y avait là un prophète de Yahvé nommé Oded. Il sortit au-devant des troupes qui arrivaient à Samarie et leur dit : " Voici que Yahvé, le Dieu de vos pères, a livré les Judéens entre vos mains parce qu' il était irrité contre eux, mais vous les avez massacrés avec une telle fureur que le ciel en est atteint.