<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 30:21 | And the children of |
Ary ny Zanak' isiraely izay tany Jerosalema dia nitandrina hafitoana ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira tamin' ny fifaliana lehibe; ary ny Levita sy ny mpisorona nidera an' i Jehovah isan' andro sady nampaneno zavatra mafy faneno ho an' i Jehovah. | Ny zanak' Israely izay tao Jerosalema nankalaza ny fetin' ny Azima tamin-kafaliana lehibe, nandritra ny hafitoana; ary isan' andro ny Levita sy ny mpisorona nidera an' ny Tompo tamin' ny zava-maneno mikarantsana, ho fankalazana an' ny Tompo. | Les |